Entry | 1 lakan-drafitra |
Elementary words | 2 lakana, rafitra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] lakana vita amin' ny hazo maro natambatambatra fa tsy amin' ny hazo iray noloahana |
Explanations in French |
5 [1.78] [Betsimisaraka]
pirogue en planches |
Examples |
6 [2.285#137] lakan-drafitra very fivoy, anie aho, ry zareo 7 [2.508#14] Ary vao tamin' ny 1985 dia namakivaky ny Ranomasimbe Indiana ry Robert Hobson sy ny namany tamin' ny lakandrafitra tsotra nataony hoe Sarimanok. |
Vocabulary |
8 Navigation |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |