Entry | 1 lakampiara |
Elementary words | 2 lakana, 3 fiara |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Lakana lehibe maro natambatra, misy fanarenana azy raha atongilan' ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomasina [1.1] 6 [lakam-piara] lakana misy tanany fanarenana [1.13] |
Explanations in French |
7 pirogue à balancier [1.13] |
Examples |
8 Nony niandry ela kanefa tsy nahazo valiny izy dia lasa nandeha lakampiara nankany Bourbon ka tonga tany tamin'ny avrily.
[2.508#]
|
Vocabulary | 9 Transportation 10 Navigation |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |