Entry alaka
Part of speech noun
Malagasy definition Mitovy amin' ny ala ihany. [Rajemisa 1985]
English definition same as aka, maka. (Prov.) With pronominal suffices, as alako, it means, I do not know. (Prov.) Same as asa. [Richardson 1885]
French definition  [Tankarana] je n'en sais rien. Cf. vàlaka. [David 1952 (takila A)]
Derivations 

Entry alàka (laka)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Samy enti-milaza ny vatom-panorona akisaka ho eo amin' ny laka: Alakao (na lakao) itỳ vatonao atsimo itỳ [Rajemisa 1985]
Morphology 
alàka
alàko
alàkao
alàny
alàtsika
alàkay
alàkareo
alàk'
alà-
nalàka
nalàko
nalàkao
nalàny
nalàtsika
nalàkay
nalàkareo
nalàk'
nalà-
halàka
halàko
halàkao
halàny
halàtsika
halàkay
halàkareo
halàk'
halà-
alakao
Synonyms lakaina

Entry alaka
Part of speech Unspecified
Malagasy definition Fototeny tsy hita afatsy amin' ireto fomba fiteny ireto: mialaka bontana, mialaka mantsina. [Rajemisa 1985]
Derivations 

2017/03/10