| Entry | 1 lahitokana |
| Elementary words | 2 lahy, 3 tokana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 fomba fanetsa vary izay fotony iray monja isan-davaka [1.10#L.36] |
| Vocabulary | 6 Economy: agriculture |
| Analogs | 7 lahimaro, lahirodona, lahiroa |
| Anagrams | 8 lahitokana, 9 takolahina |
| Updated on 2025/09/12 |
|