Entry (1/2) | 1 lahasa |
Elementary words | 2 lahatra, 3 asa |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 (lahatra sy asa) raharaha atao, indrindra ny ataon-tanana toy ny fambolena: Inina indray no lahasa any aminareo izao? Ny manetsa izao no tena lahasa. Ny fanaovan-trano koa izao no lahasa maharevo ny olona any [1.10] 6 Asa, raharaha: Mizara lahasa amin' ny mpiasa Zavatra atao, taozavatra: Atombohy ny lahasanareo fa aza laozanareo miresaka eo Asam-pambolena: Ny vadi-bainga no anisan' ny lahasa mafy amin' ny fambolena [1.1] |
Explanations in English |
7 work, an occupation [1.7] |
Explanations in French |
8 travail, occupation, ouvrage, se dit surtout du travail des champs [1.3] 9 travail, occupation [1.8] |
Derivatives |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word lahasa |
Entry (2/2) | 16 lahasa |
Part of speech | 17 adjective |
Explanations in Malagasy |
18 fandokoan-javatra toy ny kofehyna lamba [1.10] 19 Loko manjamanja [1.1] |
Explanations in French |
20 teinture [1.3] |
Anagrams | 21 lahasa, 22 sahalĂ , sahala |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |