|
|
|
|

Entry1  laha-pahitra
Elementary words  2  lahatra, 3  fahitra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  [lahapahitra] teny lava na kabary mirehidrehitra atao amin' izay hahafinaritra fotsiny
Lahateny mirindrarindra tsara nefa tsy dia misy hevitra mafonja firy fa toa atao amin' izay hahafinaritra fotsiny [1.1]
6  kabary mirehidrehitra tsy misy drafitra mazava ka lasa poakaty [1.13]
Explanations in French  7  vain discours [1.13]

Updated on 2025/09/12