| Entry | 1 lahabolana |
| Elementary words | 2 lahatra, 3 volana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 literatiora am-bava mety hiady rima na tsia [1.13] |
| Explanations in French |
6 littérature orale [1.13] |
| Examples |
7 Manaraka ireo kosa dia hojerena miandalana ireo lahabolana hafa ahitana ny Angano, ny Tapatono, ny Kabary, ny Beko ary ny Poezia.
[2.606]
|
| Vocabulary | 8 Literature: (in general) |
| Updated on 2025/10/07 |
|