| Entry (1/2) | 1 lafitany |
| Elementary words | 2 lafy, 3 tany |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in French |
5 points cardinaux [1.66.fr#126] |
| Examples |
6 Mahagaga araka izany ny mahamaivana ireo andalana mikasika ny faritra sy ny kaominina, izay andrin' ny fandaminana ny lafitany eo amin' ny fanjakana.
[4.27#]
|
| Entry (2/2) | 7 lafitany |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 hazo fisaka atao lafikin'ny rindrina mba tsy ho mora lany [Sihanaka]
[1.78] |
| Anagrams | 10 fitanila, 11 lafitany |
| Updated on 2025/09/12 |
|