Entry lafatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fifanoherana misy andaniny sy ankilany. [Rajemisa 1985]
French translation   opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts [Abinal 1888]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry lafatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana
¶ Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao
¶ Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia [Rajemisa 1985]
   zanatohatra [SLP: Voambolana]
English translation   rank [Hallanger 1973]
French translation   rang [Hallanger 1974]
French translation   gradin; escabeau [SLP: Voambolana]
Compound words, titles, names  

Entry lafatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   tatatra [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
French translation   entailles [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Updated on 2012/11/21