| Entry | 1 alafatra |
| Root | 2 lafatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Asaina mifanohitra, ampifanoherina: Nalafatry ny mpampianatra ny mpianany roa voalohany mba hitsapany izay mahay kokoa
[1.1] |
| Explanations in French |
5 à mettre en opposition
[1.3] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|