Entry mifandafatra (lafatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Miady, mifanao andaniny sy ankilany: Nifandafatra tao an-tokotany tao izy roa tonta [Rajemisa 1985]
Morphology 
mifandafatra
nifandafatra
hifandafatra
mifandafara

Updated on 2010/05/14