| Entry | 1 ladinintrambo |
| Elementary words | 2 ladina, 3 trambo |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Anaran' aretina mitovitovy amin' ny tandomerina, saingy mitsoriadriaka lavalava ny fivontosana aminy fa tsy mitapelapelaka vorivory [1.1] |
| Explanations in French |
6 espèce d'urticaire oblongue [1.54] |
| Vocabulary | 7 Health |
| Synonyms | 8 fadiditra |
| Updated on 2025/09/12 |
|