|
|
|
|

Entry1  labozia gasy
Elementary words  2 labozia, 3 gasy
Part of speech  4  locution
Examples  5  Fanala labozia gasy no itsilovana ny lalana raha maizinkitroka ny alina ary irina sy ivavabavahana mba tsy ho avy ny orana na milatsaka aloha loatra ny fanala. [2.470#34]
6  Dia niseho tsikelikely ny labozia gasy, ny savony mainty, ny jiafotsy sy fahamborodamba. [2.472#114]
7  Nony tsy nisy solitany, labozỳ gasy, afon-jabora, jiro menaka no nampiasain' ny olona. [2.472#115]

Updated on 2026/02/26