|
|
|
|

Entry (1/2)1  gasy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  malagasy, an' ny Malagasy: Teny gasy, hira gasy [1.1]
Explanations in English  4  see Malagasy [1.2]
5  Malagasy (it is better to say "malagasy") [1.7]
Explanations in French  6  malgache [1.3]
7  malgache (il vaut mieux dire "malagasy") [1.8]
Examples  8  Nataon' ny miaramila gasy lasibatra ireny. [2.472]
9  Sakafo gasy no namboarina : vary, hena ritra; [2.356]
10  Toa teny gasy nefa tsy nisy haiko na kely aza. [2.643#]
11  Mbola hita mandraka ankehitriny ny savony gasy. [2.117]
12  Mifanambaka erý ny olona amin' ny vakim-bola gasy. [1.437#]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Names :
Adjectives :
All compound words  19  15 combinations of gasy

Entry (2/2)20  gasy
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  solitany [Taisaka] [1.78]
Explanations in French  23  pétrole [Taisaka] [1.82]
24  pétrole. (menak' afo). [Tankarana] [1.19]

Anagrams  25 gasy, 26 gisa

Updated on 2025/09/19