|
|
|
|

Entry1  kristianina alahady fa mangalatra akoho alatsinainy
Elementary words  2 kristianina, 3 alahady, 4 mangalatra, 5 akoho, 6 alatsinainy
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8 enti-milaza ny olona mpihatsaravelatsihy izay miseho ho mpivavaka ivelany fotsiny nefa ny toetrany tsy manjary. [1.1]

Updated on 2025/09/12