Entry kosina (hosina)
Part of speech noun
Malagasy definition Fitavonana na fihosenana; fiforetahana amin' ny loto; fiarahana, fifankazarana amin' olona tsy mitovy saranga amin' ny tena [Rajemisa 1985]
French definition action de se salir, de féquenter des gens au-dessous de sa condition ; malpropreté dans sa personne ou dans ses habits [Abinal 1888]
Derivations 

Entry kosina
Part of speech noun
French definition cosinus [SLP: Voambolana]
Vocabulary 

2018/09/25