| Entry | 1 manakosina |
| Root | 2 kosina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandoto: Aza manakosina ny akanjonao amin' ny vovoka Mampiaraka amin' ny olona tsy ampoka, fatritran' olona: Fadio ny manakosina ny zanakao amin' iny olona iny [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 ankamasino, 10 manakosina, 11 misonanaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|