| Entry | 1 korebareba |
| Root | 2 rebareba |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza.
[1.10#K347] |
| Synonyms | 5 kirefarefa, korefa, korefarefa |
| Updated on 2025/09/12 |
|