|
|
|
|

Entry1  kirefarefa
Root  2 refarefa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 sisin-javatra toy ny lamba na akanjo na elatra, ets. midina ambany dia ambany, mila hikasika ny tany na efa mikasika mihitsy aza. [1.10#K347]
Synonyms  5 korebareba, korefa, korefarefa

Updated on 2025/09/12