| Entry | 1 koly |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
4 Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatamtiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray koly indray Rakoto [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 8 kolikoly |
| Analogs | 9 gaina, 10 kejokejo, 11 kojikojy, 12 sisi-bola, 13 totohondry vola, 14 Tsolotra |
| Combinations | 15 1 expressions, toponymes, phytonyms and others with the word koly |
| Anagrams | 16 kilo, koly, 17 Loky, loky |
| Updated on 2026/04/26 |
|