Entry (1/3) | 1 kitroka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Fifaneren-javatra matevina be, fifanizinana tsy misy elanelany; fidilotry ny nify ampiadina na ny fifampikasohany re ety ivelany; di-doha, fanginana midongy tsy mety miteny. [1.1] |
Explanations in English |
4 close together [1.7] |
Explanations in French |
5 serré, touffu [1.8] |
Examples |
6 Efa maizin-kitroka ny alina vao taitra aho.
[2.643#]
|
Entry (2/3) | 7 kitroka |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in English |
9 the gnashing of teeth [1.7] |
Explanations in French |
10 grincement des dents [1.8] |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Entry (3/3) | 28 kitroka |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 Ireo lavenona sy vato niempo maintimainty avy amin' ny afotroa [1.1] |
Vocabulary | 31 Geology |
Anagrams | 32 katroky, 33 kitroka, 34 kotrika |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |