| Entry | 1 Kintana mamony |
| Elementary words | 2 kintana, 3 mamony |
| Part of speech | 4 name (poem title) [Full list] |
| Vocabulary | 5 Literature: poems |
| Author |
6 Razakandraina Jean Verdi Salomon |
| Full text |
7 8 Indro indray ianao, ry lanitra, 9 ngalingaly ery fa tony. 10 Satrinay hanentona hanitra 11 'reto kintana mamony! 12 Fa baliaka dia baliaka, 13 mipendrampendrana aok'izany, 14 toa manantsika , sariaka, 15 saingy lavitra ny tany. 16 Ireo e ny voninkazo 17 nofinay ka ho azo, 18 fa dia eny no andrandraina ! 19 tsy hanintsana doria! 20 Moa ny masonay tia, 21 raha hahirina hangaina ? |
| Updated on 2025/11/17 |
|