Entry | 1 kintana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [1.1] |
Explanations in English |
4 a star [1.7] |
Explanations in French |
5 étoile [1.8] |
Examples |
6 Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony
[2.470]
|
All compound words | 7 12 combinations of kintana |
Vocabulary | 8 Astronomy |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word kintana |
Quotes | 10 Texts mentioning kintana |
Article | 11 Randzavola: kintana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 12 kintana, 13 tankina |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |