|
|
|
|

Entry1  kiborin-tany
Elementary words  2  kibory, 3  tany
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  tany avoavo mivohitra ampovoan' ny lemaka; tany malalaka somary tomandavana [1.1]
Synonyms  6  vohon-tany

Updated on 2025/09/12