Entry kely ambaitra (kely, vaitra)
Part of speech expression
Malagasy definition malemilemy ka mila fitandremana fatratra [Rajemisa 1985]
French definition très dangereux
¶ très délicat, qui exige une grande attention, qu'un petit manquement rend funeste [Abinal 1888]
Examples 
1Kely ambaitra ny zaza, mora andairana ka maro ny toe-javatra na tsara na ratsy nety ho nandalo dia raikitra. [Ravelomanana: Lalana, page 8]
2Tian-dRainitoandro hitondrana amin' io karaza-mofo io ny zanany, saingy kely ambaitra no lafo loatra araka ny fiheverany azy, koa dia naleony ihany mofo gasy matevina sy ramanonaka be menaka; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 41]

2015/04/02