Entry kelihomandra
Part of speech noun
Malagasy definition Karazan-javamaniry izay malazaho mahomby amin' ny fampitsaharana ny ra mivoaka amin' ny ratra na ny tahaka izany. (Ethulia conyzoides L.) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Ethulia conyzoides

2009/02/23