|
|
|
|

Entry (1/3) 1  kasy
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasy io zanakao lahiaivo io [1.1]
Examples  4  ka tondroin' ny olona molotra any raha tsy kasy tsara. [2.895#]
Derivatives 
Passive verbs :
Adjectives :
Synonyms  8 kasikasy
Combinations  9 kasy maloto

Entry (2/3) 10  kasy
Part of speech  11  noun
Explanations in French  12 [Tankarana] remède. § hàsina. [1.19]
Vocabulary  13  Health
Synonyms  14 hasy, kasa

Entry (3/3) 15  kasy
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17 [Antesaka] rongony [1.78]

Anagrams  18 Iska, kasy, 19 kisa, 20 saky, 21 sika, 22 skia

Updated on 2026/02/26