Entry | 1 kasikasy |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 kasy |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaivo io 13 [2.285] Kevokevoka, dedadedaka ary ny isehoan' izany dia eo amin' ny endrika na ny fitafiana |
Explanations in English |
14 [1.7] vain, showy |
Explanations in French |
15 [1.8] orgueilleux |
Examples |
16 [2.324#] Tsy mba tian-dRazaimalala akory, hono, izany kasikasy amboamboaran-Renilezo azy izany, ka matetika izy mianaka no mifamaly.
|
Synonyms | 17 kasy |
Anagrams | 18 kasikasy, kisakisa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |