|
|
|
|

Entry1  karandoha
Elementary words  2 karana, 3 loha
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy [1.1]
6 fitambaran'ny taolan-doha [1.13]
Explanations in English  7 a skull [1.7]
Explanations in French  8 crâne [1.8, 1.13]
Examples  9  Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany. [2.285#]
10  Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io. [2.424#]
Vocabulary  11  Biology

Updated on 2025/10/11