Entry kana
Part of speech adjective
Malagasy definition Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karma raha misakafo [Rajemisa 1985]

Entry Kana
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Malagasy definition Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [Rajemisa 1985]
English definition an East Indian or Pakistanese [Hallanger 1973]
French definition Indien ou Pakistanais [Hallanger 1974]
French definition Indien, Hindou [SLP 1986]
Vocabulary 

Entry kana
Part of speech adjective
Malagasy definition Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [Rajemisa 1985]
Compound words, titles, names 

Entry karana
Part of speech noun
Malagasy definition (fihasimban' ny hoe harana).
¶ Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Synonyms rikarikan-taolana

Entry karana
Part of speech noun
Malagasy definition ¶ karana jeôdezika: fitambaran'ny teboka voafaritra ara-pangitra iankinan'ny fanaovana sarintany [SLP 1986]
French definition armature, canevas
¶ karana jeôdezika: canevas géodésique
¶ karana voatery: armature de compression. [Vocabulary: Economy: buildings, public works] [SLP 1986]
Analogues  karandoha ~ karan-draha

Entry karaña
Part of speech noun
French definition  [Tankarana] brisants. (rìva). [David 1952 (takila P)]
Vocabulary 

Entry Karàna
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Cheran [Baiboly]
French definition Kerân [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Kerana
Quotes 

2017/03/10