| Entry | 1 rikarikan-taolana |
| Elementary words | 2 rikarika, 3 taolana |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato.
[1.1] |
| Explanations in French |
6 amas d'ossements, squelette.
[1.3] |
| Vocabulary | 7 Biology |
| Synonyms | 8 karana |
| Updated on 2025/09/12 |
|