|
|
|
|

Entry (1/2)1  kalalao
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka) [1.1]
Explanations in English  4 a cockroach [1.7]
Explanations in French  5 cancrelas, blatte, cafard [1.8]
Examples  6  ka raha tsy efa velona ny kalalao, dia tsy pihina ny jiro elektrika. [1.395#]
Vocabulary  7  Zoology: invertebrates
Synonyms  8 kadradraka, kalabe
All compound words  9  2 combinations of this word
Article  10 Randzavola: kalalao ao amin' ny Baiboly

Entry (2/2)11  Kalalao
Elementary words  12 kalalao
Part of speech  13  name (toponym) [Full list]
Vocabulary  14  Geography: towns

Anagrams  15 alkaola, kalalao, Kalalao

Updated on 2025/11/20