Entry (1/2) | 1 kajakaja |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Masom-by na mason-tady amin' ny sisin' ny lay izay itanana azy amin' ny salazan' ny botry na ny sambo [Sakalava]
[1.1] |
Vocabulary | 4 Navigation |
Entry (2/2) | 5 kajakaja |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Fikarakarana, fikolokoloana feno fitandremana [1.1] |
Explanations in French |
8 Soin, souci de ceux qui ont la direction, l’intendance, la responsabilité de... [1.3] |
Derivatives |
|
Anagrams | 22 jakajaka, 23 kajakaja |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |