|
|
|
|

Entry1  fikajakajana
Root  2 kajakaja
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fikarakarana, fanolokoloana, famboarana, fitandremana:
5 Ny fikajakajanareo ny biby sy ny toerany no mampahomby ny fiompianareo [1.1]

Updated on 2025/11/17