| Entry | 1 kajakajaina |
| Root | 2 kajakaja |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Karakaraina, ahina, raharahaina, kolokoloina feno fitandremana: Kajakajao tsara ny fanakareo, rankizy, fa nandaniana vola be ireny
[1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 ikajakajana, kajakajaina |
| Updated on 2025/12/08 |
|