| Entry (1/2) | 1 jomòka |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Tsy mba be teny na be resaka, tsy rotodrototra sy mipetrapetraka : Tovolahy jomòka izay izy ka sarotra ny mahalala ny toetrany [1.1] 4 [jamòka] Tsy be teny na be resaka, morabe sady bonaika. (Jomòka anefa no fiteny matetika kokoa) [1.1] |
| Explanations in English |
5 quiet and retiring [1.7] |
| Explanations in French |
6 calme, doux [1.3, 1.8] 7 retenu, silencieux [1.3] 8 [jamòka] doux, paisible, silencieux [1.3] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 12 jamoka |
| Entry (2/2) | 13 jomoka |
| Part of speech | 14 noun |
| Explanations in French |
15 poussière. [Tankarana]
[1.19] |
| Synonyms | 16 jomontany |
| Anagrams | 17 jomòka, jomoka |
| Updated on 2025/10/18 |
|