| Entry | 1 jomohina |
| Root | 2 jom |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy be teny, tsy be resaka ara-toetra:
5 Tsy mbola nahita zazavavy kely jomohina toy izany aho [1.1] |
| Explanations in French |
6 qui est habituellement silencieux
[1.3#299] |
| Updated on 2025/11/13 |
|