Entry johary
Part of speech   noun
Malagasy definition   lehibe, mpitarika, mpifehy, komandy. Avy amin-izany ny anarana hoe Rajohary, Razanajohary, Razafinjohary, ary Rainijohary razan' ny Praiministra teo Andafiavaratra [Ravelojaona: Firaketana]
French translation   chef ; homme dans le langage du tromba. [Tankarana] [David 1952 (takila J)]
English translation   a chief, a president, a governor
¶ a young man, or a youth [Provincial] [Richardson 1885]
Examples  
1Mba johary soasoa tokoa zalahy e! [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 122]
2Tsy hanao tehin-kely mialoha Andriana, tsy hanao kintana mialoha johary, fa teny nomena ka mahasolanga, fa raha tsy nomena mahajoko. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, page 12]
Derivations  
Synonyms   johara
Compound words, titles, names  

Entry johary
Part of speech   noun
Malagasy definition   (teny tranainy) enti-milaza ny masoandro, izay mbola fandre ankehitriny amin' ny kabary: Tsy hanao tehin-kely mialoha andriana aho na kintan-kely mialoha johary [Rajemisa 1985]

Updated on 2017/07/08