|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanjenjenana
Root  2 jenjina
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4 L’action d’éblouir, d’étourdir, l’éblouissement [1.3#294]

Entry (2/2)5  fanjenjenana
Root  6 zenjena
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8 Fandehandehanana tsy misy antony, fandehandehanana etsỳ sy erỳ, firenirenena: Mampalahelo ny fonjenjenan' ny zaza tsy misy mpiahy [1.1]
Explanations in French  9 l'action d'errer ça et là, le lieu, le motif [1.3#871]
Synonyms  10 fizenjenana

Updated on 2025/09/12