| Entry (1/3) | 1 jaba |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabany akory izay lazaina aminy
4 Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jaba ny andro. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 7 jabajaba |
| Entry (2/3) | 8 jaba |
| Part of speech | 9 adjective |
| Explanations in Malagasy |
10 very
[Sihanaka]
[1.78] |
| Entry (3/3) | 11 jaba |
| Part of speech | 12 noun |
| Explanations in Malagasy |
13 tsabaka, fitsabahana
[Bara]
[1.78] |
| Synonyms | 14 jabaka |
| Updated on 2025/11/17 |
|