| Entry | 1 jabajaba |
| Root | 2 jaba |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabajabany akory izay lazaina aminy
5 Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jabajaba ny andro. [1.1] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 12 jaba |
| Updated on 2025/11/17 |
|