|
|
|
|

Entry1  jabaina
Root  2 jaba
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Maizina dia maizina
5 Andehanana, irosoana am-pitandremana, tsapatsapaina:
6 Jabao aloha sao midi-kizo ianao
7 Raharahaina, asiana raharaha, ahoana:
8 Tsy nojabainy akory ny tenany fa avy hatrany izy niroso tao anoloan' ny miaramila namonjy ny zanany [1.1]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Updated on 2025/11/17