|
|
|
|

Entry1  izay rehetra aleha maneno sahona avokoa
Elementary words  2 izay, 3 rehetra, 4 aleha, 5 maneno, 6 sahona, 7 avokoa
Part of speech  8  locution
Explanations in Malagasy  9 na inona na inona atao, ahazoana tsiny, bedibedy; na inona na inona atao toa tsy metimety daholo [1.1]

Updated on 2025/09/12