Entry | 1 izao tontolo izao |
Elementary words | 2 tontolo, 3 izao |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 ny teny hoe "izao tontolo izao" dia mazàna no ilazana ny tany sy izay rehetra eo aminy; nefa indraidray dia enti-milaza koa ny tany sy izay rehetra eo amin' ny habakabaka [1.38#428] 6 ny fitambaran' ny zavatra rehetra misy [1.1] |
Explanations in French |
7 le monde entier [3.1] |
Examples |
8 Izany no lazaina eran' izao tontolo izao
[1.369]
9 Ady izao tontolo izao sy ny fiainana ao aminy! [2.245#123] 10 Olona be dia be no misy amin' izao tontolo izao [2.332#46] |
Article | 11 Randzavola: izao tontolo izao ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |