|
|
|
|

Entry1  izany hoe
Elementary words  2  izany, 3  hoe
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  izao no heviny, toy izao; enti-manazava ny hevitra na ny teny iray: Aza manao izay hampalahelo an' Andriamanitra, izany hoe aza manota [1.1]
Explanations in English  6  that is to say [1.7]
Explanations in French  7  c'est-à-dire [1.8, 1.13]
8  i.e.; id est [1.13]
Examples  9  izany hoe tsy ho ampy ny vola [2.285#201]
10  mainka moa fa izany hoe hevitro izany [2.4#20]
11  veloma tsy mandrakizay, izany hoe mbola hihaona [2.314#41]
12  Raha izany hoe hanaraka anareo, dia sanatria anay! [2.324]

Updated on 2025/09/12