Entry hoe
Part of speech   adverb [list]
Malagasy definition   Toy izao, sahala amin' izao (fanao eo alohan' ny tenin' olona iray izay averina araka ny nitenenany azy): Dia niteny indrindra Andrianampoinimerina nanao hoe "ny ranomasina no valamparihiko" ~ Lazao aminy hoe "Tonga i dadanay" ~ Mba tiako ilay hira manao hoe: Ry tanindrazanay malala ò!
¶ Teny kely entina miangavy na mandidy, ary mety hifono hevitra fihantsiana na fahatezerana arakaraka ny feo ilazana azy: Mitsambikina hoe hahitana ny fahaizan' Ingahy! ~ Aiza hoe mba hojereko
¶ Marina ve? Namidiny hoe ny tranony tetsy Ambondrona [Rajemisa 1985]
English translation   used before quotations [Hallanger 1973]
French translation   ainsi, comme ceci, dans ces termes, de cette manière, ainsi conçu, dit ainsi
¶ mot explétif servant à donner la forme polie ou respectueuse à l'impératif, et pouvant indiquer parfois le défi, la colère, selon le contexte ou le ton
¶ quoi? est-il vrai? [Abinal 1888]
   se met devant les citations [Hallanger 1974]
Compound words, titles, names  

Entry hoe (hoy)
Part of speech   imperative of passive verb hoy [list]
French translation   impératif de hoy [Abinal 1888]
Compound words, titles, names  

Entry hoe
Part of speech   noun or active verb
English definition   angady kely mitarehina famaky ka tsy atsatoka fa akapoka
¶ (to hoe) miasa tany amin' ny hoe [Hallanger 1969]

Updated on 2012/12/20