| Entry | 1 iràna |
| Root | 2 ira |
| Part of speech | 3 relative verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Foly eran' ny volotara na tolotra, izany hoe ireo tapaka bararata anodidinana ny landy voafoly ka izay mahafeno ny iray amin' ireny tapaka bararata ireny no atao hoe iràna [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 8 añary, 9 anira, 10 arina, 11 iràna, 12 Naray, 13 raina, 14 riana |
| Updated on 2025/09/12 |
|