|
|
|
|

Entry1  indreto
Root  2 indry
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Enti-manondro olona na zavatra maro hita eo akaiky na manakaiky: Indreto tonga Ramose mivady, hoy Ikoto tamin' ny namany [1.1]
Explanations in English  5 behold! A plural form. [1.2]
6 here they are! plur. of indry [1.7]
Explanations in French  7 pluriel de indro : les voilĂ ! [1.3#280]
Examples  8  Avia, avia, fa indreto ny sakaizanareo. [2.69#103]
9  indreto, indreto rahay Neny indreto, indreto. [2.606#195]
10  Ary indreto vatan-dehilahy marobe nanasokera ahy. [2.643#159]

Anagrams  indreto, 11 tendroy

Updated on 2025/11/17