|
|
|
|

Entry1  fanindiminy
Root  2 indimy
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4 Famerenana asa iray hatramin' ny indimy: Natonta fanindiminy itỳ boky [1.1]
Explanations in English  [faninDImy] [1.75#xlvii]
Explanations in French  5 pour la cinquième fois [1.3]
Examples  6  Dia nirahin'i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany, [2.996]
7  ka amy ny nahararieny fanindiminy vao vita amy ny ity, arak'izao voalaza izao. [2.59]
Morphology 
8  Simple :

Updated on 2025/09/12