Entry Imerimanjaka (merina, zaka)
Part of speech   name (toponym) [list]
Malagasy definition   vohitra kely eo andafy andrefan' i Alasora, mifanao Alahamady sy Adimizana izy roa, elanelanim-tanimbary ary atsimon-Antananarivo. Ny bokin-dRainianjanoro sy ny gazety "Fanazavana" Juin 1930, ary ny Tantaran-ny Andrianan-i mompera Callet (takelaka 252-253) dia samy milaza azy ho isan-ny Tendrombohitra 12; fa ilay jeografy kely tranainy tamin-ny Tany gasy kosa tsy nilaza azy ao amin-ny fitanisany... [Ravelojaona: Firaketana]
Vocabulary  
Analogy   The twelve holy hills
Toponymy   merina, zaka, manjaka
Illustrations  

Updated on 2017/09/05